| Entry | mikondendina | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mikondendy ~ mikorandendina | ||||||||
| Updated on 2010/05/06 |
|