| Entry | mikorontana (korontana) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro | ||||||||
| Entry | mikorontàna (korontana) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mikorontana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|