| Entry | vazina | |
| Part of speech | adjective | |
| Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka:
Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] | ||
| Poudreux, boueux, sale Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2016/07/13 |
|