| Entry | vono baibona | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | vono, baibona | |
| Famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] | ||
| [ vonobaibona ] Fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] | ||
| [ vonobaibona ] Rivetage [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/06/05 |
|