|
|
|
|

Entry baibona
Part of speech noun
 Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
 The end of a rivet [1.7]
 Le bout à river [1.8]
Vocabulary 

Entry baibona
Part of speech noun
 Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1]

Updated on 2023/07/19