| Entry | vono | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina Fitsofana ny jiro Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1] | |||||
| Killing; murder [1.7] | |||||
| Action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [1.3] | |||||
| Tuerie, meurtre [1.8] | |||||
| Examples | Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
[2.324] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | vôño | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Bezanozano] Mampifanaraka, mampitovy [1.78] | |||||
| Updated on 2023/08/19 |
|