|
|
|
|

Entry vonoina (vono)
Part of speech passive verb
 Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako?
Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy
Tsofina: Vonoy ny jiro
Foanana: Efa novonoina ity lalana ity
Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga
Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [1.1]
 To be killed; to be beaten; to be put out (of a fire) [1.7]
 Qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint [1.8]
Examples 
1Nony vita ny kabary dia vonoina ny omby. [1.437]
2Vonoina tapahin-tenda ao am-pototr' ilay hazo ny akoho. [2.245]
3koanefa izay azo nivavaka tamin'izany andro izany, dia vonoina ho faty. [2.59]
Morphology 
Present : vonoina, vonoiko, vonoinao, vonoiny, vonointsika, vonoinay, vonoinareo, vonoin', vonoin-, vonoim-, vonoi-
Past : novonoina, novonoiko, novonoinao, novonoiny, novonointsika, novonoinay, novonoinareo, novonoin', novonoin-, novonoim-, novonoi-
Future : hovonoina, hovonoiko, hovonoinao, hovonoiny, hovonointsika, hovonoinay, hovonoinareo, hovonoin', hovonoin-, hovonoim-, hovonoi-
Imperative : vonoy
Quotes 

Updated on 2024/07/30