|
|
|
|

Entry vonoana (vono)
Part of speech passive verb
 Fahavoazana mihatra hatramin' ny aina: Vonoan' olona
Fandringanana, fandripahana [1.1]
Morphology 
Present : vonoana, vonoako, vonoanao, vonoany, vonoantsika, vonoanay, vonoanareo, vonoan', vonoan-, vonoam-, vonoa-
Past : novonoana, novonoako, novonoanao, novonoany, novonoantsika, novonoanay, novonoanareo, novonoan', novonoan-, novonoam-, novonoa-
Future : hovonoana, hovonoako, hovonoanao, hovonoany, hovonoantsika, hovonoanay, hovonoanareo, hovonoan', hovonoan-, hovonoam-, hovonoa-

Updated on 2023/06/26