|
|
|
|

Entry famonoana (vono)
Part of speech noun
 Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana
Fitsofana: Famonoana afo [1.1]
 L'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause [1.3]
Examples 
1Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka. [2.113]
2Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470]
3Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366]
Quotes 

Updated on 2023/08/12