| Entry |
vatomizana
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | vato,
mizana |
| | Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
|
| | [ vato mizana ] A weight used on a scale [1.7]
|
| | [ vato mizana ] Poids de balance [1.8]
|
| | [ vato mizana ] Masse marquée [1.13]
|
| Examples | Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany
[2.508]
|
| Article |
|