| Entry | vaniana | |
| Part of speech | noun | |
| Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | vaniaña | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa [1.78] | ||
| Synonyms | vania | |
| Updated on 2010/05/06 |
|