| Entry | valy | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] | |||||||
| Réponse à une question, à une lettre, réplique Figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Synonyms | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | ||||||
| Entry | valy | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Tambahoaka] vady [1.78] | |||||||
| Updated on 2023/06/24 |
|