| Entry | mivaly (valy) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any! Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|