| Entry | famaly (valy) | ||||
| Part of speech | noun or adjective | ||||
| Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1] | |||||
| Ce qu'on peut répondre Manière de répondre [1.3] | |||||
| Examples | Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando
[2.324] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|