| Entry |
famerenana
(verina)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra [1.1]
|
| | [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck. [1.2]
|
| | Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand [1.3]
|
| | L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu [1.3]
|
| | Rappel [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena.
[2.332]
|
| 2 | efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana;
[2.113]
|
| 3 | ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy.
[1.384]
|
|
|