|
|
|
|

Entry tsy vaky volo
Part of speech locution
Elementary words tsy, vaky, volo
 Tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1]
 The whole of a tribe or a class of people [1.2]
 Without distinction [1.7]
 Tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3]
 Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie [2.415]
 Tous sans distinction [1.8]
Examples 
1Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo [2.588]
2Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298]
3Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo [2.346]
Other spellings 

Updated on 2024/08/31