| Examples |
| 1 | hampiray an' Imerina tsivakivolo.
[2.113]
|
| 2 | Mifantoka eny amin'ny manam-pahaizana vokatry ny taniny ny mason'ny Malagasy tsivakivolo.
[2.503]
|
| 3 | ni, dia nandresy ny Menalamba teto Imerina ary naka ireo tany mbola tsy nanjakan' ny Ambaniandro mba hampiray an' i Madagasikara tsivakivolo eo ambany fitondran' i Frantsa.
[2.113]
|
|