|
|
|
|

Entry tsy mandray ravin' avaratra
Part of speech locution
Elementary words tsy, mandray, ravina, avaratra
 Enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1]
Synonyms tsy mandray ravin-deno

Updated on 2025/10/11