|
|
|
|

Entry avaratra
Part of speech noun
 Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [1.1]
 The north. (Mal. utara; Sans. utara?) [1.2]
 The north [1.7]
 Nord [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Examples Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Morphology 
Simple : avaratra, avaratry, avaratr', avara-
Antonyms 

Entry avaratra
Part of speech noun
 Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2025/04/28