|
|
|
|

Entry tsy hita zambazamba
Part of speech locution
Elementary words tsy, hita, zambazamba
 Tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
Tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1]
Examples nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany. [2.69]
Synonyms tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively

Updated on 2025/10/11