| Entry |
tsy hita noanoa
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | tsy,
hita,
noanoa |
| | Enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1]
|
| | [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]
|
| | Bottomless (of a chasm) [1.7]
|
| | Sans fond, très profond [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Teti-karena tsy hita noanoa no voababony.
[2.895]
|
| 2 | Tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna;
[4.27]
|
| 3 | Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany.
[2.472]
|
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
|