|
|
|
|

Entry tsy hita pesipesenina
Part of speech locution
Elementary words tsy, hita, pesipesenina
 Any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
 Complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Examples 
1Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270]
2Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
3Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonyms tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba

Updated on 2025/10/11