|
|
|
|

Entry tsindry
Part of speech noun
 Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [1.1]
 Pression [1.13, 1.196]
 Compression [1.13]
 Contrainte [1.196]
Examples Avy aiza ary no nipoiran'ireto fahavalo nanao tsindry ady ireto? [2.588]
Derivatives 

Updated on 2023/06/14