|
|
|
|

Entry mifanindry (tsindry)
Part of speech active verb
 Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray
Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1]
 S'empiler, se chevaucher [1.13]
Morphology 
Present : mifanindry
Past : nifanindry
Future : hifanindry
Synonyms mifampitaingina ~ mifanongoa

Updated on 2023/01/05