| Entry |
fanindry
(tsindry)
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Fomba entina manindry Azo tsindriana [1.1]
|
| | Anything used to press something down with. [1.2]
|
| | Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser [1.3]
|
| Examples | Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany.
[2.436]
|
|
| Entry |
fanindry
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanala]
Anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [1.78]
|
| | Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [1.1]
|
| | A species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [1.2]
|
| | Espèce de buse [1.54]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Buteo brachypterus |
| Examples | ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany
[2.996]
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
|
| Entry |
fanindry
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [1.1]
|
|
| Entry |
fanindry
|
| Part of speech | noun
|
| | Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [1.1]
|
|