|
|
|
|

Entry voatsindry (tsindry)
Part of speech past participle
  [1.1]
 Qu'on a pressé, à quoi on a ajouté, qu'on a aidé [1.3]
Examples niondanany ny tànany ka voatsindrin' ny lohany mafy ary nilentika tamin' ny hatotànany ny lohatànan-kapaoty matevina, hany ka dilatra tery ny hatotànany fa efa ela no voatsindry tao. [2.587]
Synonyms tsinindry

Updated on 2023/01/20