|
|
|
|

Entry tsara
Part of speech adjective
 Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara
Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara
Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto
Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay!
Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy
Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara
Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1]
 Good; well [1.7]
 Bon [1.3, 1.8]
 Qui a de bonnes qualités, beau [1.3]
 Bien [1.8]
Examples Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
Morphology 
Simple : tsara
Imperative : tsa
Antonyms 

Entry tsa
Part of speech imperative of adjective [Full list]
 Soyez bon [1.3]

Entry tsara
Part of speech noun
 Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1]
 Jugement [1.3]

Entry tsara
Part of speech noun
  [Bara] teny, resaka [1.78]
Analogs  fototsara ~ marotsara

Entry tsara
Part of speech noun
  [Bezanozano] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11