| Entry |
teny
|
| Part of speech | noun
|
| | Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto" Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao? |
| | A word; speech; a language [1.7]
|
| | Mot [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
|
| | Parole [1.3, 1.8, 1.5]
|
| | Proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents [1.3]
|
| | Ordre [1.5]
|
| | Langue [1.8, 1.13]
|
| | Langage [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany?
[2.131]
|
| 2 | ary izao no teny nentiny nila azy:
[2.293]
|
| 3 | -Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha.
[2.324]
|
| 4 | Atao dikan' ilay teny grika hoe:
[1.38]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
teny,
teniko,
teninao,
teniny,
tenintsika,
teninay,
teninareo,
tenin',
tenin-,
tenim- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
teny
|
| Part of speech | adverb, past form
|
| Elementary words | t,
eny |
| | Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920? [1.1]
|
| Examples | Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny
[2.324]
|
| Analogs |
eny |
|