|
|
|
|

Entry tsapa
Part of speech noun
 Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
Famangiana fahoriana
Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1]
Examples Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [2.470]
Derivatives 

Entry tsapa
Part of speech noun
  [Taisaka] Jono hazandrano amin'ny tanana [1.78]

Updated on 2017/04/03