| Entry | fitsapana (tsapa) | |
| Part of speech | noun | |
| Fikasihana amin' ny tanana: Ny fitsapana no ahalalan' ny olombelona ny momba ny hamafy na hafanan' ny zavatra iray Fanandramana: Efa nanaovanao fitsapana ve etỳ masinina vao namboarinao ity? Fijerena izay tena toetran' ny zavatra iray marina, fisedrana: Ny fanadinana tsy inona fa fitsapana ny fahaizan' ny mpianatra / Mahereza fa mety ho fitsapana avy amin' Andriamanitra ihany izao voina mahazo anao izao Famangiana amin' ny fahoriana raha misy maty, famangiana mania, fanaladiana: Efa tonga nanao fitsapana teo ve ny fokonolona? [1.1] | ||
| The act of touching; an experiment; the sense of feeling [1.7] | ||
| Action de toucher, de palper ; expérimentation ; le sens du toucher [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | fahitana ~ fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsiroana | |
| Updated on 2023/01/20 |
|