| Entry |
mahatsapa
(tsapa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | To feel, to experience [1.7]
|
| | Sentir, éprouver [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ary manahy aho fa tsy izaho irery no mahatsapa izany!
[2.944]
|
| 2 | izy dahy zokiny indrindra no mahatsapa tena amin' izany.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mahatsapa |
| Past : |
nahatsapa |
| Future : |
hahatsapa |
|
|