|
|
|
|

Entry mitsapa (tsapa)
Part of speech active verb
 Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [1.1]
  [Taisaka] Manjono amin'ny tanana [1.78]
 To touch, to feel of; to console [1.7]
 Toucher; palper; consoler [1.8]
Morphology 
Present : mitsapa
Past : nitsapa
Future : hitsapa
Imperative : mitsapà

Entry mitsapà (tsapa)
Part of speech imperative of active verb mitsapa [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/10/04