| Entry | tsabaka | |
| Part of speech | noun | |
| Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra. [1.1] | ||
| Action de plonger quelque chose dans un liquide, dans une matière pâteuse, de l'agiter, de palper dedans, de patauger dedans avec le pied, de salir en portant à la bouche Figuré: d'entrer effrontément dans une maison, de pénétrer là où règne quelque maladie [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2020/09/15 |
|