| Entry | fitsabaka (tsabaka) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1] | ||
| Updated on 2023/10/20 |
|