| Entry | mitsabaka (tsabaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|