|
|
|
|

Entry fitsabahana (tsabaka)
Part of speech noun
 Fangaronana amin' ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina
Fidirana amin' ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin' ny trano misy mararin' areti-mifindra
Fiditridirana amin' ny raharahan' ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin' ny raharahan-tokantranonay [1.1]

Updated on 2023/01/05