|
|
|
|

Entry ateny (teny)
Part of speech passive verb
 Lazaina, ambara: Tsy nahita hateny ny anao lahy nony niditra tampoka aho [1.1]
Morphology 
Present : ateny, ateniko, ateninao, ateniny, atenintsika, ateninay, ateninareo, atenin', atenin-, atenim-
Past : nateny, nateniko, nateninao, nateniny, natenintsika, nateninay, nateninareo, natenin', natenin-, natenim-
Future : hateny, hateniko, hateninao, hateniny, hatenintsika, hateninay, hateninareo, hatenin', hatenin-, hatenim-

Updated on 2023/01/20