| Entry | fitenenana (teny) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Famoahana feo misy heviny: An' ny olombelona ihany ny titane-nana Anjara teny atao: Rakoto no nandray titane-nana taorian' ny Filohan' ny fikambanana Filazana: Nahazofitenenana izahay mba tsy hamela na an' iza na an' iza handeha eto Teny fampiasa matetika izay efa misy heviny iray andraisan' ny olona azy: Misy fitenenana iray manao hoe: "Varivarian' ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso" (Ny maha-samy hafa ny fitenenana amin' ny ohabolana, dia ny ohabolana misy ohatra na sarisary: Ny hoe "Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny" dia ohabolana) [1.1] | |||||||
| The act of speaking, a manner of speaking, an expression, the right to speak in a meeting [1.7] | |||||||
| Action de parler ; manière de parler, locution ; le droit de prendre la parole [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2023/08/12 |
|