| Entry |
anoano
|
| Part of speech | noun
|
| | Praise, blessing. (Prov.) See dera. [1.2]
|
| | [Tankarana]
Louanges. [1.19]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
anoano
|
| Part of speech | noun
|
| | Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra [1.1]
|
| | A guess, anything done at random. [1.2]
|
| | Histoire amusante [1.54]
|
| Analogs |
angano ~
anjabobo ~
arira ~
fasitara ~
habobo ~
hagà ~
karijo ~
tantara valamaty ~
taria |
|
| Entry |
anoano
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy [1.1]
|
| | A species of field-bug. [1.2]
|
| Vocabulary |
|