| Entry | arira | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1] | ||
| A legend, a fable [1.2, 1.7] | ||
| Histoire amusante [1.54] | ||
| Conte, histoire amusante [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Analogs | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Updated on 2014/10/01 |
|