| Entry | angano (angana) | |
| Part of speech | imperative of passive verb anganina | |
| Entry | angano (gana) | |
| Part of speech | imperative of relative verb anganana | |
| Entry | angano | |
| Part of speech | noun | |
| Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [1.1] | ||
| Tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [1.13] | ||
| A fable [1.2, 1.7] | ||
| A tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [1.2] | ||
| Conte [1.3, 1.8, 1.54, 1.13] | ||
| Fable [1.3, 1.8] | ||
| Farce, historiette [1.3] | ||
| Enjolivements, superfétation [1.3] | ||
| Chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Article | Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly | |
| Entry | angano | |
| Part of speech | noun | |
| [Betsimisaraka] Fanafintohinana [1.78] | ||
| Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [1.1] | ||
| Calamity [1.2, 1.7] | ||
| Trouble [1.2] | ||
| Malheur [1.3, 1.8] | ||
| Calamité [1.8] | ||
| Updated on 2025/06/04 |
|