| Entry |
tandrina
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna [1.1]
|
| | Cared for [1.7]
|
| | Attention, vigilance [1.3, 1.8]
|
| | Surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [1.3]
|
| | Grand soin [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ataovy tsara tandrina ny didy
[1.1]
|
| 2 | Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy
[1.1]
|
| 3 | Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina.
[2.298]
|
| 4 | Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina
[2.131]
|
|
| Derivatives |
|