| Entry | tandremana (tandrina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana Arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka [1.1] | |||||||||
| To be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions [1.7] | |||||||||
| Dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention [1.8] | |||||||||
| Examples | Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|