|
|
|
|

Entry mpitandrina (tandrina)
Part of speech noun
 Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina [1.1]
 A caretaker; a clergyman [1.7]
 Intendant; pasteur [1.8]
Examples 
1Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378]
2Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366]
Article 

Updated on 2023/01/20