|
|
|
|

Entry manamby (tamby)
Part of speech active verb
 Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany [1.1]
 To hire for wages [1.7]
 Prendre à gages [1.8]
Examples Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany? [2.366]
Morphology 
Present : manamby
Past : nanamby
Future : hanamby
Imperative : manambaza

Entry mañamby
Part of speech active verb
  [Bara] Miaro [1.78]

Updated on 2023/01/20