|
|
|
|

Entry mampitamby (tamby)
Part of speech active verb
 Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [1.1]
Morphology 
Present : mampitamby
Past : nampitamby
Future : hampitamby

Updated on 2023/01/20