|
|
|
|

Entry sororo > saroro
Part of speech noun
 Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1]
 Cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3]
Examples Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany. [2.69]
Derivatives 
Synonyms safary
Other spellings