| Entry | misaroro (saroro) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny Manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny Mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1] | |||||||||
| Cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | misarory | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|