| Entry |
safary
|
| Part of speech | noun
|
| | Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria:
Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
safary
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
Làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]
|
|
| Entry |
safary
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | [Tanosy]
Volana fahaefatra amin'ny taona [1.78]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
safary
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
(au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Boerhavia repens |
|