| Entry |
sintona
|
| Part of speech | noun
|
| | Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. [1.1]
|
| | Action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant Diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage [1.3]
|
| | Traction Retrait, dérivées, dérivation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho.
[2.4]
|
| 2 | Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|